no comment... don't touch...
the picture is comming from duwlicious
(tous droits réservés)



pix copyright by DUW1203 [duwlicious.skyrock.com]

# Posté le samedi 22 mars 2008 17:40

Modifié le vendredi 02 mai 2008 08:21

meilleur voix féminine de l'année 2007
merci à Irina pour la foto!

# Posté le vendredi 21 mars 2008 18:43

Modifié le mercredi 03 décembre 2008 04:56

# Posté le jeudi 29 novembre 2007 04:44

Modifié le mercredi 04 juin 2008 18:25

HITIA ANAO INDRAY

tsy nampoiziko intsony omaly
ny mbola hifankahita aminao
nanary toky aho fa el loatra izay

kanjo nahita anao aho omaly
nidoboka izy tsy izy ny fo
ny tanako no reko nikitika anao

noherveriko ho efa ritra ny fitiavanao ahy
ka nahatonga anao hanalavitra ny fiainako
fantatrao fa mbola mitempo ao anatiko ao
ilay fitiavako tsy ritra ho anao

tsy haiko ny hilaza indray aminao
ny fiainana nodiaviko
naniry eny aho te aloha ny ho eo anilanao
natosikao
nefa ankehitriny...

sahiran-tsaina aho mantsy
raha mbola hanavao indray
ny fitiavako anao tsy haiko lazaina

raha mba fantatrao anefa
fa nandeha lalan-kafa aho
tsy afaka mizara roa ny foko

izy tiako tena tiako
ianao indray koa tia ahy
vao las ianao ny foko efa lasany koa

tsy holazaiko anao anefa fa aoka ny anay hoa anay
aoka ho ahy mangina ny anjarako

tsy handatsa anao no anaovako izao hira izao
ny mpihaino no aoka hitsara ahy
tsy tiako ny eritreritro hibanjina indray any aminao
ny azoko atao, hivavaka ho anao



Aina Cook [2007- in Tsy Hanam-Pahataperana]

jadôôôôôre cette zik

# Posté le jeudi 29 novembre 2007 04:43

Modifié le vendredi 10 octobre 2008 08:06

A I N A E L I S O N C O O K

A I N A E L I S O N C O O K
0
0
0
0
0
0
0
0
0

siisi GASY KA MANJA

# Posté le lundi 24 septembre 2007 00:52

Modifié le vendredi 02 mai 2008 08:24